Teny iditra | ela niasana (ela, asa) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fitokoavana | Teny na fitenenana hita ao aminy: tonta | |
Ohatra | Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [Andraina: Mitaraina, takila 200] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |