Teny iditra en > ena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 124] soupirs poussés dans les convulsions en faisant des efforts, efforts concentrés
Sampanteny 

Teny iditra en > eña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] aina

Teny iditra en > ena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Tandroy] (ena : soupirs, râles étouffés poussés sous l'empire d'une violente douleur). Crotalaria fiherenensis R. Vig.(Fabaceae). Espèce toxique susceptible de provoquer des intoxications du bétail et notamment des coliques très douloureuses.
Voambolana 
Anarana siantifika Crotalaria fiherenensis

en   
amy
teny mpampiankina mampiankina matoanteny na anarana amin'ny famenony, ka milaza:
a) fitaovana enti-manao asa: manoratra amin'ny penina.
b) fomba: mihira amin-karavoana.
c) fotoana: miainga amin'ny fito maraina.
e) olona itenenana: miresaka amin-dRakoto.
f) fiarahana: miaraka amin'ny amboalambo; vary amin-dronono.
g) faritra: mandray zaza amin'ny sandriny.
h) fanamarinana ny hoe: araka ahy, araka anao...; amiko tsisy vidiny ny vola azo amin'ny tsy rariny.
i) toerana: hisakafo any amin'i dada izahay anio; (marihina fa raha milaza toerana ny amy dia tsy maintsy ialohana mpamaritra matoanteny milaza toerana mandrakariva koa: eto, eo, any, atsy...: mivory atsy amin'ny ben'ny tanàna ny loholona) [Rajemisa 1985]
préposition dont le sens dépend du contexte: avec, à, en. [Hallanger 1974]
avec, dans, à, de, en, chez. M [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]