Teny iditra |
enga
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny malagasy | Entina hanehoana ny faniriana ao am-po; ny Enga dia arahin' ny teny hoe anie, ary ny matoanteny milaza ny ho avy no atao eo aorianany mandrakariva:
Enga anie ho afaka izy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | oh that! may it be so! [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | puisse! plaise à Dieu! [1.8]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Enga anie ka ho diso aho!
[2.499]
|
|
Teny iditra |
enga
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
abandonné (village). (lèmby). [1.19]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
enga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo]
Action d’abandonner, de laisser, de pardonner, de permettre, de remettre —> ala, ary, eñe, foy, haliño, anja [1.68]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
enga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo]
Apport, cadeau, don, offrande —> ome, tolotse [1.68]
|
Sampanteny |
|