Teny iditra enimpolo (enina, folo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] Sixty
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] Soixante
Marika iraisam-pirenena  [3.1] 60
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra  [Ravelomanana: Lalana, takila 110] Tonga koa Dokotera Raseta Joseph. Ny nahagaga taminy dia ny heriny, herin-tena, herin-tsaina. Lehilahy efa enimpolo taona izy tamin' ny izay
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31