Entrée |
enina
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [1.1]
|
Explications en anglais | Six [1.7]
|
Explications en français | Six [1.3, 1.5, 1.8]
|
Symboles internationaux | 6
VI
[3.1]
|
Exemples |
1 | Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona
[2.59]
|
2 | Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina
[2.471]
|
3 | Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny
[4.27]
|
4 | Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka
[2.445]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
enina,
enin',
enin-,
enim-,
eni- |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Ethnonymes |
|
Tableaux et planches |
|
Articles |
|
Entrée |
enina
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mahazo ny anjara sahaza ny tena:
Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [1.1]
|
Explications en français | Qui a sa part, pourvu, participant [1.3]
|
Exemples | Kibobo tsy enina ny vary va aho ka hanery ny vato madinika?
[2.131]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
|