Teny iditra | enjika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana: Enjika papelika [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | fuite, poursuite, persécution [Abinal 1888] | |
Sampanteny |
| |
Ohatra | Ny anaran' Idada, izay entiko, no mbola mampisalasala azy kely, fa rehefa tena azony antoka ho "mpamadika" aho, dia ho avy ny enjika sy ny hazakazaka arahin-tosika isan-karazany! [Andriamalala: Vohitry, takila 53] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |