Entrée |
eny
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [1.1]
|
Explications en anglais | There, not too far away (in sight); [1.7]
|
Explications en français | [Taisaka]
[ eñy ] Là-bas, vers, à [1.82]
|
| Là-bas, pas bien loin, visible [1.8]
|
Exemples | Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy.
[2.4]
|
Morphologie |
Présent : |
eny |
Passé : |
teny |
|
Dérivés |
Analogues |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|
Entrée |
eny
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [1.1]
|
Explications en anglais | Yes [1.7]
|
Explications en français | Oui [1.8]
|
Exemples | Eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano.
[2.5]
|
Synonymes | ~ ~ |
|
Entrée |
eñy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
Fijanonana [1.78]
|
Dérivés |
|
Entrée |
eny
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en français | [Taisaka]
Six [1.82]
|
|
Entrée |
eny
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Merina]
(de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné).
Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en
Imerina.
On en amenait le bois de fort loin.
[1.196]
|
Vocabulaire |
|