Teny iditra erana (era)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Angatahan-dalana: Erao kely aho fa tsy afaka hiasa anio [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
erana
erako
eranao
erany
erantsika
eranay
eranareo
eran'
eran-
eram-
era-
nerana
nerako
neranao
nerany
nerantsika
neranay
neranareo
neran'
neran-
neram-
nera-
herana
herako
heranao
herany
herantsika
heranay
heranareo
heran'
heran-
heram-
hera-
erao

Teny iditra erana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Izay mahafeno ny haben' ny zavatra anankiray manontolo, ka mety hilaza:
-- fatra izany: Kely lavitra ny eran' ny sotro noho ny eran' ny kaopy;
-- na halehibeazana: Ny eran' ny lohanao ihany no halaiko ho marika hanaovana ny satrony satria mitovy ny iohanareo;
-- na fetra: Aza matahotra ianao fa hataoko ny eran' ny aiko;
-- na habe: Ohatrinona ny eran' angady amin' ny toerambomanganao? [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a full measure [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay mesure pleine; ce qui est possible [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Haiendriteny 
erana
erako
eranao
erany
erantsika
eranay
eranareo
eran'
eran-
eram-
era-

Teny iditra erana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] harim-bilany, molaly [Rakotosaona 1975]

Teny iditra eraña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  erana [SLP 1986]

Teny iditra erana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy ¶ erana iasana: tontolo mety hiseho. [Voambolana: Matematika] [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay espace [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra erana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (de erana : qui est capable de contenir quelque chose ; du malais sedang). Nom de divers cyperus (Cyperaceae) avec lesquels on tresse des corbeilles, des paniers, des instruments capables de contenir des grains ou d'autres produits de l'agriculture. Ce sont notamment :
¶  [Betsimisaraka, Tanosy] Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm.
¶  Cyperus latifolius var. solidifolius (Boeckeler) Cherm.;
¶  Cyperus dives Delile (Cyperaceae) .
¶ Voir aussi herana. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Cyperus dives, Cyperus latifolius var. herana, Cyperus latifolius var. solidifolius

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/11