Teny iditra |
erona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitezerana, fandrahonana ¶ Famoahana feo toy ny mingonona ary arahina fihetsehana vonon-kandramatra [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a growl, a roar [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | l'action de gronder, de rugir, de réprimander [Abinal 1888]
|
| grondement, rugissement [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Ohatra | ary kiakiaka sy naonaona mbamin' ny erona sy reondreona fotsiny toy ny an' ny biby amam-borona no hainy. [Rabemolaly: Fary, takila 216]
|
|
Teny iditra |
erona
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
hendry [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
erona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fofon-kanina na zavatra may: Maimbo erona [Rajemisa 1985]
|
|