Teny iditra | eso | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra ¶ Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | scorn, mockery [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | mépris, moquerie, raillerie [1.3] | |||||||||||||||
Voambolana | Ontam-po | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohatra | Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany.
[2.471] | |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny eso io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |