Teny iditra | esoina (eso) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tebahina, atao tsinontsinona: Matetika esoin' ny mpanankarenany mahantra ¶ Harabina, vazivazina, ihomehezana: Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe / Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an' ny olondrehetra ihany ny fandehanao [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to be scorned, to be mocked [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | dont on se moque, qu'on raille [1.8] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |