Entrée | 1 eto |
Partie du discours | 2 adverbe |
Explications en malgache |
3 Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1] |
Explications en français |
4 ici [1.3, 1.5] 5 dans l'endroit où on se trouve [1.3] 6 là [1.5] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 12 etỳ, eto, eo, etsy, eny, eroa, erỳ, atỳ, ato, ao, atsy, any, aroa, arỳ |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
15 Tous les adverbes |
Anagrammes | 16 eto, teo, toe |
Mis à jour le 2023/10/28 |