Teny iditra eto
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay ici [1.3, 1.5]
 dans l'endroit où on se trouve [1.3]
 [1.5]
Haiendriteny 
eto
teto
Sampanteny 
Mpanahaka  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31