Entrée | 1 fadina (fady) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza ny zavatra tsy hanina noho ny antony samihafa na atao an-tsitrapo: Fadio ny trondro fa tsy mahasalama anao [1.1] |
Explications en anglais |
4 to be abstained from, to be refrained from. [1.2] 5 to be tabooed, to be avoided [1.7] |
Explications en français |
6 dont on s'abstient [1.3#134, 1.8] 7 dont on ne mange pas, qu'on ne fait pas [1.3#134] |
Exemples |
8 fadina ny mandeha anaty arabe. [2.117#] 9 Ny olona ho ela amin'ny tany ary ny tany ho ela amin'ny olona, ny tsena eo Amboanana tsy ho azontsika fadina. [2.588#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 15 fadina, fandia |
Mis à jour le 2023/02/18 |