Teny iditra fady fotsy
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny fotony fady, fotsy
Fanazavàna teny malagasy fady tapany ihany, toy ny mifady kisoa nefa mihinana ny menany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Pretended abstinence, indulgence without violating the strict letter of the prohibition. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Dont on s’abstient à moitié comme en buvant le bouillon et en laissant la viande, observance pharisaïque [1.3]
Mpitovy hevitra fady mantsasaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01