Teny iditra fafa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] fanalana ny loto, fanadiovana zavatra na toerana: Ratsy fafa izany trano izany.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] sweeping, cleaning off. See faoka.
  [Hallanger 1973] the act of sweeping
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 136, Hallanger 1974, Deschamps 1936] action de balayer
  [Deschamps 1936] [Taisaka] action d'asperger, d'essuyer
  [Boiteau 1997] (dans toute l'île) (du malais papa : action de balayer). Nom général des plantes dont les tiges ou les rameaux servent à faire des balais. (voir aussi famafa et kifafa).
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Andriamalala: Taolambalo, takila 98] Nisento Vololona, dia ny fafa trano no notohizany.
2 [Razafiarivony: Harivolana, takila 193] Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano.

Teny iditra fafa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] hazo fisaka
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] planche

Teny iditra fafa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Antambahoaka, Antemoro, Antesaka, Bara] badalela
¶  [Antemoro] mibadabada, miambatrambatra
¶  [Antambahoaka] miraikidela
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] bègue
  [David: Dialectes (takila F)] [Tankarana] qui bégaie. ( vava).

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31