Entrée | fahafenoana (feno) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia entl-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko. [1.1] | ||||
Explications en anglais | Fullness, completion [1.7] | ||||
Explications en français | Plénitude [1.8] | ||||
Exemples | Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran'ny fahafenoana rehetra,
[2.996] | ||||
Morphologie |
| ||||
Synonymes | hafeno ~ hafeno ~ hafenoana | ||||
Mis à jour le 2023/02/03 |
![]() |