Teny iditra fahakingana (kinga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Toetran' ny olona kinga, mailaka,mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] cleverness, quickness
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] habileté, adresse
Mpitovy hevitra fahakinga ~ hakinga

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31