Teny iditra fahalemana (alina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985 takila 406] Tsy fananana ahiahy ny mpangalatra (mandritra ny sakafo hariva): Mandry fahalemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna
Mpitovy hevitra halemana
Ohatra 
1 [Randriamamonjy: Tantara] Fanjakana matanjaka sy mandry fahalemana no navelany nolovan-janany.
2 [Rahajarizafy: Kabary] Mandria fehizay, mandria fahalemana, fa tsy misy tahotra intsony: fa ahy ny tany sy

Nohavaozina tamin' ny 2022/02/17