Teny iditra fahamatorana (matotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995 takila 208] maturité
Haiendriteny 
fahamatorana
fahamatorako
fahamatoranao
fahamatorany
fahamatorantsika
fahamatoranay
fahamatoranareo
fahamatoran'
fahamatoran-
fahamatoram-
fahamatora-
-pahamatorana
-pahamatorako
-pahamatoranao
-pahamatorany
-pahamatorantsika
-pahamatoranay
-pahamatoranareo
-pahamatoran'
-pahamatoran-
-pahamatoram-
-pahamatora-
Ohatra  [SeFaFi , takila 2007/03/21] Ny asa fanomanana natao dia hita fa ankamehana sy novonjivonjena ka io no manazava ireo fifanoherana hita ao anatin' io lalàna vaovao io sy ny fahabangana eo amin' ny maha iray ny rijanteny sy ny fahampian' ny fahamatorana amin' ny ankapobeny.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31