Teny iditra faharatsiana (ratsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra na olona ratsy; zava-dratsy, heloka: Diso indray mandeha ve izy dia tsy maintsy hovesarana ny faharatsiana rehetra eto ambonin' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay mauvais état, mauvaise qualité, laideur
¶ méchanceté, malice, malheur [1.3]
Haiendriteny 
faharatsiana
faharatsiako
faharatsianao
faharatsiany
faharatsiantsika
faharatsianay
faharatsianareo
faharatsian'
faharatsian-
faharatsiam-
faharatsia-
-paharatsiana
-paharatsiako
-paharatsianao
-paharatsiany
-paharatsiantsika
-paharatsianay
-paharatsianareo
-paharatsian'
-paharatsian-
-paharatsiam-
-paharatsia-
Kamban-teny 
Mpitovy hevitra haratsiana

Fivaditsoratra ifaratsahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20