Entrée | fahatanjahana (tanjaka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny fahatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1] | |
Synonymes | hatanjahana | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot fahatanjahana | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |