Teny iditra fahavalo (valo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Milaza ny filaharana manarakaraka ny fahafito [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay huitième [Abinal 1888]
Ohatra ka ny zazalahy rehetra dia nasaina noforana tamin' ny andro fahavalo manaraka ny andro nahaterahany [Randzavola: Baiboly]

Teny iditra fahavalo (valo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay huit brasses [Abinal 1888]
Voambolana 

Teny iditra fahavalo (valo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny mankahala ny tena, ny miady sy mifanohitra amin' ny tena ka mitady hamono mihitsy aza: Efa resy ny fahavalo
¶ Izay rehetra manimba ny hafa: Ny toaka no fahavalon' ny fahasalamana voalohany. / Tsy manam-pahavalo afatsy ny mosary aho, hoy Andrianampoinimerina
Mitovy hevitra: an-daniny ~ fahavalo ~ mpisompatra ~ rafy ~ sakay sy maso ~ tsy tia [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy an enemy, lit. the eighth. Its meaning, an enemy, comes from certain arrangements in the sikidy divination. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay ennemi. On donne ausi ce nom aux enfants encore dans le sein, parce qu'ils peuvent causer la mort de la mère [Abinal 1888]
Ohatra Ravan'ny fahavalo, hono, Antsirabe. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31