Teny iditra | fahavaratra (faha, varatra) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | The rainy season, the summer [Richardson 1885 takila 146] | ||||||
summer, the thunderstorm season [Hallanger 1973] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | l'été austral, la saison des temps orageux [Hallanger 1974] | ||||||
Voambolana | Fotoana ~ Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Mpanahaka | lohataona ~ fararano ~ ririnina | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fahavaratra io | ||||||
Teny iditra | Fahavaratra | ||||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra) | ||||||
Mpanoratra | Ratsifandrihamanana Clarisse, 1965 | ||||||
Fanonta printy | 1965. Imprimerie Faneva. Takila: 150. | ||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||||
Lahatsoratra | |||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/09/23 |
![]() |