Teny iditra faingo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] ( , ) Mari-pijanonan-tsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina: Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tanàna
¶ mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita: Ny basy tsy re lavitra, fa ny teny no re lavitra
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] comma
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986, Rakotonaivo 1993] virgule
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/19