Teny iditra faingomihantona (faingo, hantona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy faingo ambony ( ' ) izay ampiasaina
-- amin' ny famenon-teny milaza tompon-javatra: Tranon' alika
-- amin' ny famenon' ny matoantenin' ny iharana: Novakin' ny saka [Rajemisa 1985 takila 198]
 maritsoratra ( ' ) entina misolo zanatsoratra latsaka: Sofin' omby (sofina omby) [Rajemisa 1985 takila 198]
Fanazavàna teny frantsay [ faingo mihantona ] apostrophe [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/19