Teny iditra famadika (vadika)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamadika
¶ Azo avadika: Ny sakaiza tiana tsy mba famadika [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay les morts qu’on peut transporter, manière de le faire
¶ ce qu’on peut retourner [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31