Teny iditra | famafa (fafa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Tambahoaka] kofafa [Rakotosaona 1975] | |
[Sihanaka, Tanosy] kifafa [Rakotosaona 1975] | ||
Fanazavàna teny anglisy | a brush, a broom. [Richardson 1885] | |
a broom [Hallanger 1973] | ||
Fanazavàna teny frantsay | balai [Hallanger 1974, SLP 1986] | |
Voambolana | Toe-karena: ao an-trano | |
Mpitovy hevitra | kifafa ~ kofafa | |
Ohatra | Noho izany, indro kosa aho hitarika ny loza ho amin' ny tranon' i Jeroboama, haringako avokoa ny lehilahy izay an' i Jeroboama, na ny andevo na ny olona afaka, amin' Israely, hataoko hoatra ny famafa diky ny famafa ny tranon' i Jeroboama mandra-pahalevony tsy misy intsony. [Baiboly: 11.14.10] | |
Teny iditra | famafa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka, Sakalava]
(de fafa : balai). Nom général des plantes dont les rameaux sont utilisés pour faire des balais. Plus spécialement :
¶ Scoparia dulcis L. (Plantaginaceae). Très commune dans les régions côtières. Le jus exprimé de cette plante est réputé anti-diabétique. On en fait boire au malade un petit verre avant chaque repas. ¶ Henonia scoparia Moq. (Amaranthaceae) (voir aussi kifafa). [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Henonia scoparia, Scoparia dulcis | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |