Teny iditra |
famaho
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Karazan-javamaniry fanao ody nify ny fakany |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
a shrub used as a remedy for loose teeth. Dichrostachys tenuifolia, Bth. Same as falahidambo, and
famoalambo. Also a plant, perhaps the same as the above, used by the Sakalava for the same purpose.
|
Fanazavàna teny frantsay | [David: Dialectes (takila F)]
[Tankarana]
nom d'une espèce d'arbre. |
| [Boiteau 1997]
[Merina]
(mis pour famahotra)
Desmanthus tenuifolius (Benth.) Drake ou
Dichrostachys tenuifolia Benth. (Fabaceae). Arbuste extrêmement envahissant. Les feuilles séchées, sont réduites en poudre dentifrice. Elle donne aux gencives une couleur appréciée et évite, paraît-il, aux dents de se déchausser.
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Desmanthus tenuifolius, Dichrostachys tenuifolia |
Ohatra | [Callet: Tantara, takila 308]
fa be hazo famaho fah' izany, izay no nanaovana azy hoe Am-pamaho.
|
|