Teny iditra | famakiakora (vaky, akora) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-borona, izay atao koa hoe Famakisifotra (Anastomus madagascariensis) [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Betsimisaraka] a species of bird allied to the cuckoos, belonging to a genus peculiar to Madagascar. Cochlothraustes delalandei, Temm. [Richardson 1885] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Anarana siantifika | Anastomus madagascariensis, Cochlothraustes delalandei | |
Mpitovy hevitra | famakisifotra | |
Teny iditra | famakiakora (vaky, akora) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Betsimisaraka] the name of a species of stork, same as falamakavava [Richardson 1885] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Mpitovy hevitra | falamakavava | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |