Teny iditra | famakisifotra (vaky, sifotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-borona izay atao koa hoe Famakiakora (Anastomus madagascariensis) [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | [sifotra, a kind of snail.] A bird; lit. snail-breaker, from the manner of procuring its food. [Richardson 1885] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Anarana siantifika | Anastomus madagascariensis | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |