Teny iditra | famaniana (amany) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ny organa ahafahana mamoaka ny fivalanandrano [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | the urethra [Richardson 1885] | ||
Fanazavàna teny frantsay | miction [SLP 1986] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny iditra | famaniana (amany) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Toerana fibalanan-drano [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | a urinal [Richardson 1885] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |