Entrée | 1 famarafarana (farafara) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fanaovana resaka mialoha ifanarahana mba tsy hisy fifanolanana any aoriana [1.1] |
Exemples |
4 Manaraka izany, nalaiko ny fanekem-pividianana, dia ilay anankiray efa voaisy tombo-kase, ilay misy ny famarafarana sy ny fepetra, sy ilay anankiray mivelatra koa. [2.996] |
Mis à jour le 2023/01/20 |