Teny iditra famaranana (farana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza
¶ famitana, fanaperana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a smoothing-knife
¶ the final declaration about business that has been done.
  [Hallanger 1973] the end or finishing of something; the act of smoothing
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] la terminaison
  [Abinal 1888] la fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument
  [Hallanger 1974] action de clôturer une réunion; finition, polissage
  [Rakotonaivo 1993] terminale
Haiendriteny 
famaranana
famaranako
famarananao
famaranany
famaranantsika
famarananay
famarananareo
famaranan'
famaranan-
famaranam-
famarana-
-pamaranana
-pamaranako
-pamarananao
-pamaranany
-pamaranantsika
-pamarananay
-pamarananareo
-pamaranan'
-pamaranan-
-pamaranam-
-pamarana-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Ndema: Antakay, takila 90] Manatona tanety hatrany foana no famaranana azy rehetra.
2 [Razafiarivony: Harivolana, takila 96] Io fehezan-teny famaranana azy io no nentinay nanavaka ny tapasiry tamin'ny tantara.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31