Teny iditra fambara (ambara)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Zavatra miseho mialoha ka entina mamantatra izay ho avy aoriana: Alohan' ny hipoahan' ny afotroa, hono, dia misy fambara
¶ Filazana mialoha na ho soa na ho ratsy: Misy milaza fa ny sakanan-goaika dia fambara tsara
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [root ambara.] An omen, a portent.
  [Hallanger 1973] a portent, a sign
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] présage, ordinairement mauvais
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31