Teny iditra | fambata (bata) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mambata, manainga na mitondra zava-mavesatra: Toy izao no fambata io vata io [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | fambata (bata) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo bataina: Tsy fambata ny zavatra toy io [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |