Teny iditra fambata (bata)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mambata, manainga na mitondra zava-mavesatra: Toy izao no fambata io vata io [Rajemisa 1985]

Teny iditra fambata (bata)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo bataina: Tsy fambata ny zavatra toy io [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31