Teny iditra fameriny (verina)
Sokajin-teny anarana famerina sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy ny vola madinika averina amin' ny vola omen' ny mpividy raha vola tsy vaky mihoatra noho ny vidin' ilay entana no nomeny [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31