Teny iditra famikavika (vikavika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamikavika, manjaitra manao zojotra [Rajemisa 1985]

Teny iditra famikavika (vikavika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo vikavikaina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31