Teny iditra family (vily)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamily
¶ Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany
¶ Azo avily [1.1]
Fanazavàna teny frantsay ce qu'on peut détourner, manière de détourner [1.3]

Teny iditra family
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  fianakaviana, tarakaka
¶  karazana [1.17]
Haiendriteny 
family
families

Fivaditsoratra filima, mifaly

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20