Teny iditra famofy (vofy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamofy, manesotra ny hoditra manazava, mitsikera [1.1]
Mpitovy hevitra fivofy

Teny iditra famofy (vofy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo voasana [1.1]
Mpitovy hevitra fivofy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31