Teny iditra famoha (voha)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamoha
¶ Azo vohaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on peut ouvrir, manière d’ouvrir [1.3]
  [Tankarana] qui sert à ouvrir. [1.19]
Ohatra 
1Lasa narahiny moramora Ibaomaria, notakolahany tamin' ilay varavarana atsinanana tsy mba famoha loatra. [2.499]
2Ary Iampelasoamananoro dia nankeo am-baravarankely, ary Ibonia nankeo am-baravarambe, ka dia nampiarahiny ny famoha ny varavarana; [1.406]

Teny iditra famoha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] arbre [1.19]
Voambolana 

Fivaditsoratra mahofa, famaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06