Teny iditra famoizan > famoizana (foy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] rejection, abandonment ; renunciation
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] L’action d’abandonner, de renoncer
¶ Les souvenirs donnés aux défunts le matin du premier jour de l’an ou fandroana
  [Hallanger 1974] action de renoncer, de perdre
Voambolana 
Ohatra  [Cohen-Bessy: Rakotovao] dia lasan'Andriamanitra nanao azy Rasoanorovelo, dia nihatra ny famoizana azy!

Teny iditra famoizan > famoizana (foy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fahavakisana vay, famoahana nana
Voambolana 

Teny iditra famoizan > famoizana (foy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fanononan-tena fa tsy hahita ny very na ny maty intsony
¶ Zavatra atao ho mariky ny fanaovam-beloma farany ny maty iray: Itỳ lambamena itỳ no Tara famoizana an' Itompokolahy
¶ Fanomezana tanteraka: Misaotra erampo amin' ny famoizanareo fotoana sy vola mba hanampiana anay
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] Any medicine or charm used on recovering from illness to prevent a relapse.
¶ A charm given to make one forget a past evil, a misfortune, a deceased parent, or to a child to make it forget its mother, etc.
¶ the last ceremonies performed for the dead. See afana