Entrée |
famonoana
(vono)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana Fitsofana: Famonoana afo [1.1]
|
Explications en français | L'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause [1.3]
|
Exemples |
1 | Nanomboka ny famonoana ny mpivavaka.
[2.113]
|
2 | Ny famonoana ireo zandriny no navelany.
[2.470]
|
3 | Ahoana no nahatanteraka ny famonoana an-dRadama faharoa?
[2.366]
|
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Citations |
|