Teny iditra | famoretana (foritra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampileferana, fampiketronana [Rajemisa 1985] | |
fomba famalonana [SLP 1986] | ||
Fanazavàna teny frantsay | pliage [SLP 1986] | |
Voambolana | Haitao | |
Teny iditra | famoretana (foritra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanerena, fangejana, famiazana, fampahoriana [Rajemisa 1985] | |
fanerena an-kolaka na mivantana olona iray hanao zavatra na tiany na tsia [SLP 1986] | ||
Fanazavàna teny frantsay | pression [SLP 1986] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |