Teny iditra | fampakarana (akatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Rel. s. from mampakatra (akatra).] That which is the means of raising anything; a hand vice. [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | l'action de faire monter [Abinal 1888] | |
tout ce qui sert à élever [Rajaonarimanana 1995] | ||
Mpanahaka | fampakaran-drano | |
Teny iditra | fampakarana (akatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | l'action d'épouser, les noces [Abinal 1888] | |
célébration du mariage [Rajaonarimanana 1995] | ||
Mpitovy hevitra | fampakarambady | |
Mpanahaka | fampakaram-bady | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |