Teny iditra fampandrosoana (roso)
Sokajin-teny anarana
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: fofifa
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 89] Nony vita ny fampandrosoana ny ankabeazan' ny olonadia mba niantso ny zanany efa-mianadahy hisakafo, Rasoa.
2 [Baiboly: 53:014:026/1 Korintianina 14:26..] Aoka ny zavatra rehetra hatao ho fampandrosoana.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31