Teny iditra fampianarana (anatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fampahalalana, fanoroana zavatra tsy hay; fanaovana izay hampahay zavatra olona: Ilana olona mahay sy be fandavan-tena ny fampianarana
¶ Antokon-draharaha miandraikitra ny fanoroana, ny fampahazoana fahaizana ny ankizy: Ho tonga rahampitso ny Minisitry ny Fampianarana
¶ Fomba fampianatra: Tsy tiako ny fampianaran-dRangahy io fa misafotofoto be lhany
¶ Fitambaran' ny hevitra iompanan' ny fivavahana, filozofia iray: Ny fampianaran' i Kristy
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] teaching, instruction
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] enseignement
Ohatra 
1 [Fanjakana: Fifidianana] Alaminy sy arahiny maso ny fampianarana.
2 [Razoharinoro: Soratra] Laborde hiantoka ny fampianarana ny basy.
3 [Ravelojaona: Resaka] Zokin' ny fananarana sy ny fampianarana izy.
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30