Ny manampahefana dia manombana fa ny fampielezana ny tenin' ny filoham-pirenena teo aloha Didier Ratsiraka dia mety hanohintohina ny hevi-bahoaka.[4.27]
2
Nanampy azy ireo tamin'ny fampielezana ny "Vaovao Mahafaly" koa ireo mpifindra monina Tesaka sy Betsileo ary Merina namonjy ny fambolena kabaro, izay nampirisihin'ny mpanjanaka tokoa tamin'ny fiandohan'ny taon-jato faha-XX.[2.606]