Teny iditra fampinomana (inona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fampisotroana tangena, nampiasaina ho fitsarana fahizay mba hahitana izay meloka
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Merina] (de minona : action de boire le tangena, de se soumettre à l'ordalie). Ancien nom de l'ordalie ou jugement de Dieu par le tangena, Cerbera venenifera Steud. (Apocynaceae). On distinguait deux sortes d'épreuves : fampinomambe et fampinomana andavanandro.
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Randriamamonjy: Tantara, takila 509] Nony natao ny fampinomana dia maty Andriamihaja.
2 [Rabary: Daty, takila 263] Nandroso ny fampinomana, ka veloina Rakalofotsy sy Rabaofotsy.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31